FOTOAM-PIVAVAHANA AMIN’NY TENY
MALAGASY
Daty hoan’ny
taona 2003 – 2004
:
Ny fotoana rehetra dia
amin’ny 5 ora tolak’andro toy ny mahazatra.
Alahady 14 septambra 2003
Alahady 23 novambra
2003
Alakamisy 25 desambra
2003
(Noely)
Alahady 1er février
2004
Alahady 14 marsa
2004
Alahady 11 avril 2004
(Paska)
Alahady 16 mey
2004
Alahady 06 juin
2004
Ampahatsiahivina fa misokatra hoan’ny rehetra ny fotoam-pivavahana (amin’ny teny frantsay) isan’alahady maraina amin’ny 10 h 30.
Église évangélique luthérienne de France
Paroisse protestante Saint-Matthieu
15, Rue du Plessis - 77340 Pontault-Combault
http://www.saintmatthieu-protestant.org - e-mail :
paroisse@saintmatthieu-protestant.org
(Église membre de la Fédération Protestante de France)
| | Page précédente | |